Andininy Protestanta Malagasy 28 Izay manohitra ny lalàn'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindrampo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F24B24BB-7052-4AFF-A37F-02741032CA61 29 manao ahoana kosa ary no hamafin'ny fampijaliana ataonareo tokony hihatra amin'izay nanitsaka ny Zanak'Andriamanitra ka nanao ny ran'ny fanekena izay nanamasinana azy ho zavatra tsy masina sady naniratsira ny Fanahin'ny fahasoavana? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|10F6B57D-19F5-411B-84C9-380F7C7BD474 30 Fa fantatsika izay nanao hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly; ary koa: Jehovah hitsara ny olona (Deo. 32. 35, 36). qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AACD6CD8-92D4-41BD-8BD8-13D4A6C0D3E2 31 Zavatra mahatahotra ny ho azon'ny tanan'Andriamanitra velona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|73C46E29-9D08-4EF8-BA71-4C74495F31E1
|