Andininy
Protestanta Malagasy
5
Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia ny tabernakelin'ny vavolombelona tany an-danitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C2ED21AD-2E53-4D32-BA47-81805744B202
6
ary ny anjely fito izay nanana ny loza fito dia nivoaka avy tao amin'ny tempoly, ary niravaka vato soa madio sy mamirapiratra izy sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin'ny tratrany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|20FF9233-1DED-46FD-BCA9-75616E1EFAEE
7
Ary ny anankiray tamin'ny zava-manan-aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran'Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|07A5490F-2D65-4C8C-8E84-5139ADFBEE55
8
Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin'ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin'ny anjely fito.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05007270-C7E4-44A9-910E-8BFB981B961A
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany