Andininy
Protestanta Malagasy
10
Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin'ny seza fiandrianan'ilay bibidia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A0C2BC1C-CE2A-47C9-889F-EB73D323F9BE
11
dia niteny ratsy an'Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainana sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin'ny asany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5C1C2D4E-A31B-48F6-83AC-F2EE6817C582
12
Ary ny fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin'i Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny làlan'ireny mpanjaka avy any amin'ny fiposahan'ny masoanadro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|742FB81E-4514-420C-AB1A-DE9C8A2CB6D9
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany