Andininy
Protestanta Malagasy
13
Ary nahita aho fa indreo fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin'ny vavan'ilay dragona sy tamin'ny vavan'ilay bibidia ary tamin'ny vavan'ilay mpaminany sandoka.
14
Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantanrana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona azy ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany