Andininy
Protestanta Malagasy
18
Dia nisy helatra sy feo sy kotrokorana, ary nisy horohorontany mafy, izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisian'olona teny ambonin'ny tany, eny tsy mbola nisy horohorontany mafy sy lehibe toy izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|095A817F-1BC2-4F25-B639-3E6FA83FA8D0
19
Ary ny tànana lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan'ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan'Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain'ny firehetan'ny fahatezerany .
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|97333C41-C8B2-402E-A3F3-4FB0B105FF29
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany