Andininy Protestanta Malagasy 13 Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an'ilay bibidia. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7189B798-3596-45DA-BAE6-F7ECFFDC304A 14 Ireo dia hiady amin'ny Zanak'ondry, ary ny Zanak'ondry haharesy azy, satria Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka Izy, ary haharesy azy koa izay momba Azy, dia olona voantso sy voafidy ary mahatoky. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|46836A94-DE5A-4E10-9029-65558E97E7F6
|