Andininy Protestanta Malagasy 7 Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Azy; Fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ka efa niomana ny vadiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|437E8150-9A42-4714-B43D-F2570B0AC85E 8 Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon'ny olona masina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CD3EB0FD-7936-4126-94C0-A23D2780532A 9 Ary hoy koa izy tamiko: Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin'ny fanasana fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D9909393-5B5B-40B8-9755-6C4CA54A55FD
|