Andininy
Protestanta Malagasy
1
Soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Efesosy. Izaho no lazain'Ilay mihazona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan'ny fanaovan-jiro volamena fito:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5B2D5566-A7F2-426D-ACE8-C9FB1C1BAA52
2
Fantatro ny asanao sy ny fikelezanao aina sy ny faharetanao ary ny tsi-fahazakanao izay mpanao ratsy; ary hianao efa nizaha toetra izay milaza ny tenany ho Apostoly, kanjo tsy izy ary hitanao fa mpandainga izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|50194C71-54F4-4D66-A4C1-18B5CF076E40
3
ary manana faharetana hianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE408129-D0F5-4234-87D2-67C40CE5D35F
4
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|77EE8308-7EBD-4E6C-8454-6E87C0E70664
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany