Andininy
Protestanta Malagasy
17
Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|482E3F91-17B9-4D72-8889-A287FAB3D521
18
Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa Efa nivoaka ho any amin'ny tany rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao (Sal. 19. 4).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2E848FE7-6628-439F-AEC0-54FDD5261E53
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany