Andininy Protestanta Malagasy 5 ary Salmona niteraka an'i Boaza tamin-dRahaba ; ary Boaza niteraka an'i Obeda tamin-dRota ; ary Obeda niteraka an'i Jese ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C13EFC7C-2359-47B1-B022-C2A359CEFBE3 6 ary Jese niteraka an'i Davida mpanjaka. Ary Davida niteraka an'i Solomona tamin'ny vadin'i Oria ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D495E792-4AE9-4DE3-A232-05645F9865AD 7 ary Solomona niteraka an-dRehoboama ; ary Rehoboama niteraka an'i Abia ; ary Abia niteraka an'i Asa ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FC569BA7-965A-4435-9ABC-6FE71E26B57C 8 ary Asa niteraka an'i Josafata ; ary Josafata niteraka an'i Jorama ; ary Jorama niteraka an'i Ozia ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2E1EAE38-55BA-4E9E-BC14-4CC91B09007E 9 ary Ozia niteraka an'i Ahaza ; ary Ahaza niteraka an'i Hezekia ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|509CB4B4-0B50-41E3-B837-20E792255319 10 ary Hezekia niteraka an'i Manase; ary Manase niteraka an'i Amona ; ary Amona niteraka an'i Josia ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BFD7B1D6-345B-4FB7-A05B-29D7E1F36A12 11 ary Josia niteraka an'i Jekonia mirahalahy avy, tamin'ny nifindrana tany Babylona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F3EDD499-29AA-409C-BFF1-D537D825D5C6 12 Ary taorian'ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an'i Sealtiela ; ary Sealtiela niteraka an'i Zerobabela ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|132C8511-26E0-4F05-9D89-DEBE2B2A2520 13 ary Zerobabela niteraka an'i Abihoda ; ary Abihoda niteraka an'i Eliakima ; ary Eliakima niteraka an'i Azora ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6314CB97-A755-4056-B4EC-3CEEEF7B88A7 14 ary Azora niteraka an'i Akima ; ary Akima niteraka an'i Elihoda ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8DA4087C-801E-448A-8D03-0316019584EF 15 ary Elihoda niteraka an'i Eleazara ; ary Eleazara niteraka an'i Matana ; ary Matana niteraka an'i Jakoba ; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3E6895B-69FD-4167-A576-2D4FAD135980 16 ary Jakoba niteraka an'i Josefa, vadin'i Maria ; ary Maria niteraka an'i Jesosy, Izay atao hoe Kristy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|92BEC085-CC01-43DC-9C3B-7B2F7889483D
|