Rota 1: 8-10

Andininy
Protestanta Malagasy
8
Ary hoy Naomy tamin'ny vinantony roa vavy: Andeha, samy mody any amin'ny tranon-dreninareo avy hianareo; mba hohasoavin'i Jehovah anie hianareo araka izay efa nataonareo tamin'ny maty sy tamiko koa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D1A1D2F6-95AC-4CAA-A1A1-98E9740ADE96
9
Homen'i Jehovah tokan-trano anie hianareo ka hahita fiadanana amin'izay tranon'ny vadinareo avy. Dia nanoroka azy Naomy; ary izy roa vavy dia samy nanandratra ny feony ka nitomany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC16C259-91CD-437A-8372-351EE801CEE5
10
Dia hoy izy roa vavy taminy: Hiara-miverina aminao tokoa izahay ho any amin'ny firenenao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2A012086-5B38-473E-9CDA-3B73C913F19F
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany