Midira atsy amin'ny pejy Fifandraisana raha tianao ny haharay ireo andininy isan'andro amin'ny email.
"(fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin'ny Ray ka efa naseho taminay),-
"car la vie a été manifestée, et nous l'avons vue et nous lui rendons témoignage, et nous vous annonèons la vie éternelle, qui était auprès du Père et qui nous a été manifestée, -
"(And the life was made clear to us, and we have seen it and are witnessing to it and giving you word of that eternal life which was with the Father and was seen by us);