Midira atsy amin'ny pejy Fifandraisana raha tianao ny haharay ireo andininy isan'andro amin'ny email.
"Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.
"Petits enfants, c'est la dernière heure, et comme vous avez appris qu'un antéchrist vient, il y a maintenant plusieurs antéchrists: par là nous connaissons que c'est la dernière heure.
"Little children, it is the last hour; and as you were given word that the Antichrist would come, so now a number of Antichrists have come to you; and by this we are certain that it is the last hour.