Andininy Protestanta Malagasy 27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32AF3CC8-CB4B-4218-8F72-747C4E2B1158 28 Ary Andriamanitra nitso-rano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voromanidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin'ny tany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A191A8BA-494F-496C-8B26-5634406F76B2
|