Andininy Protestanta Malagasy 3 Ary rehefa nonina folo taona teo amin'ny tany Kanana Abrama, dia nalain'i Saray, vadin'i Abrama, Hagara Egyptiana mpanompovaviny, ka nomeny an'i Abrama vadiny mba hovadiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0D21773-FED3-43D8-AA68-8A34E8B617C2 4 Dia nivady tamin'i Hagara izy, ka nanan-anaka ravehivavy; ary rehefa hitany fa efa manan-anaka izy, dia nataony toy ny tsinontsinona ny tompovaviny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05BA3A3B-BFC4-4254-B254-CF333FB0BECF
|