Andininy Protestanta Malagasy 16 Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-ralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin'ny saha dia azonao ihinanana ihany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A80F17C0-F3D5-4602-BE1D-CF7F6097A45D 17 fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa hianao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4F57A25F-F68E-4A6E-A336-08F7BD74A2F2
|