Andininy Protestanta Malagasy 1 ARY tamin'izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin'ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A7E6358D-6511-49FD-9027-8A7504382AD3 2 Ary teo no nahitan'i Joda ny zanakavavin'i Soa, lehilahy Kananita anankiray; dia naka azy izy ka nanambady azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DACEC242-A290-4592-85CC-B1CC2865A8E6 3 Dia nanan-anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hae Era. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0025BD7E-7A41-4036-92F5-CFFAD17C4947 4 Dia nanan-anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9DD10717-882A-4C1E-A5FF-E37386360837 5 Dia nanan-anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin'ny niterahan'ny vadiny an'i Sela. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|90B6E4D3-C469-4948-8373-1660BD37392E 6 Ary Joda naka vady ho an'i Era lahimatoany, Tamara no anarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AF0357E2-C3D3-4309-9660-AF8594EE2825 7 Fa ratsy fanahy teo imason'1 Jehovah Era, lahimatoan'i Joda; dia novonoin'i Jehovah izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AF8BD5CE-3C04-467F-A144-2562E86031BE 8 Ary hoy Joda tamin'i Onana: Vadio ny vadin'ny rahalahinao, ka ento loloha izy, dia velomy maso ny rahalahinao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|44129FE7-746E-4E5B-8C24-42E4E68B57A9 9 Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A64C5D12-1B08-45BA-A107-31B962B59887 10 Ary ratsy teo imason'i Jehovah izay nataony; ka dia novonoiny koa izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|570233FA-5716-4B22-8BD6-50BA8FD899A3 11 Ary hoy Joda tamin'i Tamara vinantoni-vavy: Tomoera ho mpitondratena ao an-tranon-drainao mandra-pahalehiben'i Sela zanako-lahy (fa hoy izy: Fandrao maty koa tahaka ny rahalahiny izy); dia nandeha Tamara ka nitoetra tao an-tranon-drainy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|29ED4879-F6A3-4838-96E0-081D58E7F97E 12 Ary rehefa ela, dia maty ny vadin'i Joda, dia ilay zanakavavin'i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon'i Joda, dia niakatra tany amin'ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1C1693DB-A374-4E08-BF8E-D5D82035FC0D 13 Dia nisy nanambara tamin'i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DDF70C8A-B1FF-4992-90B6-4755F591E8C3 14 Ary nanaisotra ny akanjony fanaon'ny mpitondratena izy, dia nisarona fisalobonana ka nisalobona, dia nipetraka teo am-bavahadin'i Enaima, izay eo amin'ny làlana mankany Timna; satria efa hitan'i Tamara fa efa lehibe Sela, nefa tsy mbola nomen'i Joda ho vadin'i Sela izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|133A1A0C-4A21-4A66-8EF2-9EF1D0F27A7A 15 Ary hitan'i Joda izy ka nataony fa vehivavy janga, satria efa nanarona ny tavany izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|23A012CD-83F1-487C-A000-BC63F0ACE123 16 Dia nivily nanatona azy teo amoron-dàlana Joda ka nanao hoe: Aoka mba handry aminao aho (fa tsy fantany ho vinantony izy); dia hoy kosa ravehivavy: Inona ary no homenao ahy, raha handry amiko hianao? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|81C93F04-2BD9-44FC-9322-A77FA4DA3BCE 17 Dia hoy izy: Hampanatitra zanak'osy avy amin'ny ondry aman-osy aho. Fa hoy kosa ravehivavy: Hanome fampitanana va hianao mandra-pampanatitrao azy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DE81D53A-5A30-4C63-8C94-D0A7D621DB49 18 Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? Ary hoy ravehivavy: Ny fanombohan-kasenao sy ny kofehinao ary iny tehinao eny an-tànanao iny. Ary nomeny azy ireny, dia nandry taminy izy, ka nanan-anaka taminy ravehivavy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|917BD7DC-6DB7-4742-8BF9-E98733376D2F 19 Ary niainga ravehivavy ka lasa nandeha, dia nanala ny fisalobonana izay notafiny ka niakanjo ny akanjony fanaon'ny mpitondratena indray. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7DDF553F-98AF-478A-A3F0-5742DFFA3D65 20 Dia nampitondrain'i Joda ilay Adolamita sakaizany ny zanak'osy, hangalany ilay fampitanana amin-dravehivavy; kanjo tsy hitany izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|06994547-2BEB-4D0F-90DC-DE83F65C3D8E 21 Dia nanontany ny olona teo amin'ny fonenan-dravehivavy izy ka nanao hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay tamoron-dàlana teo Enaima ? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8B546F53-B8EA-406E-B30A-7290E25EA611 22 Dia niverina tany amin'i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain'ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D01A8944-8751-43C0-9D04-1F3612EF97C5 23 Dia hoy Joda: Aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baraka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak'osy ity, nefa hianao tsy nahita an-dravehivavy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A2A6BB88-F1C7-4A80-BEFF-1C4CD4407B83 24 Ary rehefa afaka tokony ho telo volana, dia nisy nanambara tamin'i Joda hoe: Efa nijangajanga Tamara vinantovavinao; ka indro, efa manananaka tamin'ny fijangajangana izy. Dia hoy Joda: Avoahy izy hodorana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B0FAB870-B7B1-47B6-A34B-34978283363C 25 Ary rehefa navoaka izy, dia naniraka tany amin'ny rafozany ka nanao hoe: Ny lehilahy izay tompon'ireto no nananako anaka; ary hoy koa izy: Masìna hianao, fantaro izay tompon'ireto fanombohan-kase sy kofehy ary tehina ireto. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|279D76E5-F34C-438C-B577-184720ABE26E 26 Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin'i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E27AAA7E-5E7D-409C-9FD2-611DA40387F5 27 Ary tamin'ny andro niterahany, indro, nisy zaza kambana tao an-kibony. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4BBA75BE-8787-4F4A-82C2-1D6744C10C8D 28 Ary raha niteraka izy, dia niseho ny tànan'ny anankiray, ary naka kofehy mena ny mpampivelona, ka nafehiny tamin'ny tànany, sady hoy izy: Ity no niseho voalohany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1958CD41-94C0-4AD4-B5E1-47074156A046 29 Ary rehefa nahemony ny tànany, dia, indro, teraka ny rahalahiny; ary hoy ny mpampivelona: Ahoana no nibosesehanao? dia nataony hoe Fareza no anarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|50B87E1C-5DB5-45DE-B145-1F21F67161FB 30 Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin'ny tànany; dia nataony hoe Zera no anarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1618BED0-165F-4082-BD51-353B4B2557B7
|