Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ity no boky milaza ny taranak'i Adama: Tamin'ny andro namoronan'Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin'Andriamanitra no nanaovany azy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4348B241-1CEC-4579-AB57-E84A54D83920
2
lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin' ny andro namoronany azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9453B85B-3A20-4ECE-A852-86E746ACD215
3
Ary rehefa telo-nolo amby zato taona ny andro niainan'i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|22DBFBCE-134A-42CA-850E-6A0DF6F72983
4
Ary ny andron'i Adama taorian'ny niterahany an'i Seta dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DEA76947-B9D4-4D04-8979-365AAA674420
5
Ary ny andro rehetra niainan'i Adama dia telo-nolo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3C94DBC4-C25E-44A0-AADB-184F705F7069
6
Ary rehefa dimy amby zato taona ny andro niainan'i Seta, dia niteraka an'i Enosy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0D8A29EC-5EF0-4E02-926E-B42E056F04A9
7
Ary ny andro niainan'i Seta taorian'ny niterahany an'i Enosy dia fito amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EA69EAF5-D591-46C6-94A5-38371F8162CC
8
Ary ny andro rehetra niainan'i Seta dia roa ambin'ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6E3D410C-15B4-4DE5-9E8A-B0605F7DD2ED
9
Ary rehefa sivi-folo taona ny andro niainan' i Enosy, dia niteraka an'i Kenana izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E4273593-E6BA-4721-8670-1376E13547AD
10
Ary ny andro niainan'i Enosy taorian'ny niterahany an'i Kenana dia dimy ambin'ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DCF4E43F-672C-4019-B407-55C50508AF36
11
Ary ny andro rehetra niainan' i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|24A12D08-DEBE-40E0-8F39-915F83CE53A4
12
Ary rehefa fito-nolo taona ny andro niainan'i Kenana, dia niteraka an'i Mahalalila izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|254CAE79-F147-4EA9-B515-CA7C36FA482C
13
Ary ny andro niainan'i Kenana taorian'ny niterahany an'i Mahalalila dia efa-nolo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4858B2BF-6436-44BC-B4B3-D77DB1D84DAF
14
Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A4DDCDA6-8E23-49E7-899C-7665E326371C
15
Ary rehefa dimy amby enim-nolo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i lareda izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D2CCB6F-455A-4E7E-983B-D7F2503BEB8A
16
Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i lareda dia telo-nolo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8960B9C4-E670-4FDC-900A-A3440A896029
17
Ary ny andro rehetra niainan'i Mahalalila dia dimy amby sivi-folo amby valon-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1A52F1A9-592D-455C-89CD-9C007B61E1B3
18
Ary rehefa roa amby enim-nolo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'i Enoka izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05D7262C-6F19-42D7-AA50-0A40FAA8F1B4
19
Ary ny andro niainan'i lareda taorian'ny niterahany niterahany an'i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|87704B30-3C8F-4A87-8A65-EDD8BC1E106A
20
Ary ny andro rehetra niainan'i lareda dia roa amby enim-nolo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3E46017-D8C4-4F3E-9238-22B849F31C49
21
Ary rehefa dimy amby enim-nolo taona ny andro niainan'i Enoka, dia niteraka an'i Metosela izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F748E62A-438F-4874-9589-943D06A791B2
22
Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra telon-jato taona Enoka taorian'ny niterahany an'i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|106CED8C-132F-49A0-A220-36B82FAC252E
23
Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-nolo amby telon-jato taona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|56AB7D87-497C-4152-A3AF-C36985C4384A
24
Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|24022CAE-B83E-4468-AE9F-46476C6E3D88
25
Ary rehefa fito amby valo-nolo amby zato taona ny andro niainan'i Metosela, dia niteraka an'i Lameka izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E2BE3230-5E38-4392-91B4-34CCD014B99E
26
Ary ny andro niainan'i Metosela taorian'ny niterahany an'i Lameka dia roa amby valo-nolo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F52042F3-B429-4EFE-A4F8-84AC67FC391D
27
Ary ny andro rehetra niainan'i Metosela dia sivy amby enim-nolo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C07F44D1-BB89-4612-BFB1-FCC777F7BFC7
28
Ary rehefa roa amby valo-nolo amby zato taona ny andro niainan'i Lameka, dia niteraka zazalahy izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5B55EF92-4AFC-4446-82BB-C7903ADA8FB0
29
ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hamnionona antsika amin'ny asantsika sy ny fisasaran'ny tànantsika noho ny tany izay voaozon'i Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|06EF3DE4-04E2-4082-A5C2-30C20D640323
30
Ary ny andro niainan'i Lameka taorian'ny niterahany an'i Noa dia dimy amby sivi-folo amby diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C001284D-C825-4CEC-B701-8E4906297C4C
31
Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-nolo amby fiton-jato taona; dia maty izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ABEFD8F3-05E0-44B6-92CF-70AD75ACDF21
32
Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an'i Sema sy Hama ary lafeta izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2CA473C7-A2DB-45FE-A289-7D353889E303
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany