Andininy
Protestanta Malagasy
11
Ary simba ny tany teo anatrehan'Andriamanitra sady heni-doza;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|616909A2-2019-4B4A-946A-9D775E070C4D
12
dia hitan'Andriamanitra ny tany, ka, indro, efa simba izy; fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny làlany avy tambonin'ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1DBFA7A0-55BF-4BA1-AFEF-A02538C094C9
13
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Ny faran'ny nofo rehetra efa mby eto anatrehako, satria efa heni-doza ny tany noho ny amin'olona, ka, indro, efa handringana azy mbamin'ny tany Aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32886868-8F82-4206-95C7-F203D4A016AF
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany