Andininy
Protestanta Malagasy
1
ARY Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E660DC6A-9259-44D3-B77A-9F24DDBD4C95
2
Mitenena amin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian'i Jehovah:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CD9CACDE-1EF2-4468-8ECF-0522E70860EA
3
Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely no mamono omby, na zanak'ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan'ny toby,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|893AC3B7-0C56-4519-9324-77B43F098B9E
4
ka tsy mitondra azy ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an'i Jehovah eo anoloan'ny tabernakelin'i Jehovah, dia ho meloka noho ny ra nalatsany izany olona izany, ka hofongorana tsy ho amin'ny fireneny izy, 17:5 mba ho entin'ny Zanak'isiraely ho an'i Jehovah eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ho amin'ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8B110C89-0F51-43C2-A00E-85599C69F6AA
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany