Andininy Protestanta Malagasy 25 Raha tàhiny mihamalahelo ny rahalahinao, ka nivarotany ny taniny, dia ho avy ny havany akaiky ka hanavotra izay namidin'ny rahalahiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BB3F6D40-77F7-4BBE-8086-C05818BEA8CD 26 Ary raha tsy manan-kavana hanavotra ralehilahy, nefa nambinina izy ka nahazo izay ampy ho enti-manavotra azy, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|998322C6-4A3B-40A8-B591-5CC9CD6ED294 27 dia aoka hanisa ny taona hatramin'ny nivarotany azy izy ka handoa ny hevitry ny taona sisa ho an'ny lehilahy izay nivarotany azy; ka dia hody amin'ny taniny izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CCF08770-EA16-4477-9B0F-BA58EA68B8A5
|