Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary izao no nandehanan'ny Zanak'Isiraely, izay nentin'i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6B2B4F08-AACC-4220-9EE2-179277B1F763
2
Dia nosoratan'i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin'i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany: --
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A1FAF963-6F0E-4E79-8FC7-882A0A754719
3
Niala tao Ramesesa izy tamin'ny volana voalohany, dia tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany; nony ampitson'ny Paska no nivoahan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tanàna avo teo imason'ny Egyptiana rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|52F3D1F1-96E3-4D35-B78B-093FE71094D9
4
Fa ny Egyptiana mbola nandevina izay efa novonoin'i Jehovah teo aminy, dia ny lahimatoa rehetra; ary ny andriamaniny dia notsarain'i Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|647090B1-8A76-49D6-AB56-80AC73010A05
5
Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak'Isiraely, dia nitoby tao Sokota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|847FAD51-E414-49E3-8737-7117ACDE3B38
6
Ary nony niala tao Sokota izy, dia nitoby tao Etama, izay teo an-tsisin'ny efitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|52B0FF11-645A-425C-B921-C445B8FA5C27
7
Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin'i Bala-zefona, ka nitoby tandrifin'i Migdola.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B453E545-B482-4DBB-B53F-6246BC367053
8
Ary nony niala tandrifin'i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan'ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha làlan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F8DE0EEC-DC0D-468B-94C8-F604AB6663A3
9
Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia[palma.] fito-polo, dia nitoby teo izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|45A8E29B-2E56-45F7-8B1D-7A70CFC879EB
10
Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron'ny Ranomasina Mena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BC9F189F-DB59-4843-9D87-77306F493921
11
Ary nony niala tao amoron'ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EA48597D-37D4-43A4-875B-5A0D1FDE4918
12
Ary nony niala tany an-efitra Sina izy, dia nitoby tao Dopka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|26D500EA-CC36-4089-9E84-AE8462AF4945
13
Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FF41156F-12DE-4659-975A-A6E1ECA7F3AC
14
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin'ny olona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D490F7E7-9E3B-4FB9-ADD4-1A0360013EE6
15
Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr'i Sinay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC3D766C-F2A3-4504-B759-971DFC8E3F7C
16
Ary nony niala tany an-efitr'i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|625BE7EC-7226-483E-91EB-158CF689C4F6
17
Ary nony niala tao Kibrota-hatava izy, dia nitoby tao Hazerota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64A949C9-6B13-4165-BE04-22BB5D926AE2
18
Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|54226785-1A0F-47C6-BE1D-7ABD779B0714
19
Ary nony niala tao Ritma izy, dia nitoby tao Rimona-pareza.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D98E6D7C-1233-4DA0-9BA5-D0299D7DB8FA
20
Ary nony niala tao Rimona-pareza izy, dia nitoby tao Libna.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|15350E4B-D527-436A-BC57-96DE3AA358C7
21
Ary nony niala tao Libna izy, dia nitoby tao Risa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC802C8B-D7A1-4FCB-A3BE-56E641DE435D
22
Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2A9CFE6B-3102-4663-9C6C-70CEE432FE5F
23
Ary nony niala tao Kehelata izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Sapera.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4FC2B3DD-A171-41B3-94D7-9DB8124CF0DA
24
Ary nony niala tao an-tendrombohitra Sapera izy, dia nitoby tao Harada.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D75A01B9-0C90-4DB0-84E7-5F7136744B02
25
Ary nony niala tao Harada izy, dia nitoby tao Makelota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9FD1DC24-ECD4-423D-9B95-6DDB04BD161B
26
Ary nony niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5A6B703E-90E3-4E36-B4BA-B4C6C01B50E6
27
Ary nony niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tera.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|36FA3747-D637-4D2D-B1B2-6F7198CBBFB2
28
Ary nony niala tao Tera izy, dia nitoby tao Mitka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7281B24A-FC10-469F-831E-8B54E380E504
29
Ary nony niala tao Mitka izy, dia nitoby tao Hasmona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|25DA320D-7D93-42F3-975C-895BC2451B09
30
Ary nony niala tao Hasmona izy, dia nitoby tao Moserota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3DA10D0-FEC2-4A24-B3D5-A207DFA8A27C
31
Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02B35F0A-62F6-48BB-8CA9-B6B9341C1279
32
Ary nony niala tao Bene-jakana izy, dia nitoby tao Hora-hagidgaga.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5DB9635B-C8F4-42E1-8F40-3FB9589BF3F1
33
Ary nony niala tao Hora-hagidgaga izy, dia nitoby tao Jotbata.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8EF37520-2F41-4EF2-8BA8-5454BD09E8F0
34
Ary nony niala tao Jotbata izy, dia nitoby tao Abrona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EC62CDF1-0A99-4458-B067-0EFA2397D930
35
Ary nony niala tao Abrona izy, dia nitoby tao Ezion-gebera.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AF3E2EF3-6834-4689-BEF3-C4BB34D91968
36
Ary nony niala tao Ezion-gebera izy, dia nitoby tany an-efitra Zina (Kadesy izany).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5DE16A68-6B30-46CE-824E-53D3AC3095EE
37
Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin'ny tany Edoma.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|904A8102-9271-4217-AEEF-F1A7AA4A92BB
38
Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin'i Jehovah, dia maty tao izy tamin'ny fahefa-polo taona taorian'ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahadimy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A3AEAF9E-1ED4-4392-97CF-19A745A4B0D7
39
Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|849EAE13-610B-4342-8411-9E922B01FA29
40
Ary ren'ilay Kananita, mpanjakan'i Arada, izay nonina teo amin'ny tany atsimo amin'ny tany Kanana, fa avy ny Zanak'Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|29CC9C43-56DF-44CF-B368-3D9DFC039F2B
41
Ary nony niala tao an-tendrombohitra Hora izy, dia nitoby tao Zalmona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F9F52DD1-0DB6-476D-9082-CC0FA2A46882
42
Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AA84EC63-5C14-4437-AF42-25C1657214E8
43
Ary nony niala tao Ponona izy, dia nitoby tao Obota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|47705CEF-FB1A-4505-BB49-AF2EAFC6E523
44
Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin'ny faritanin'i Moaba.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9F166F3-5D0F-4EAE-B11C-20893B1D7C2C
45
Ary nony niala tao Ie izy, dia nitoby tao Dibon-gada.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B46113B4-916C-4CCA-93D5-57860371471B
46
Ary nony niala tao Dibon-gada izy, dia nitoby tao Almon-diblataima.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|721BB8BD-9152-413D-A2E5-04ED0C1EE3C1
47
Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin'ny tendrombohitra Abarima, tandrifin'i Nebo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1C08D61C-942E-41D9-9E01-514140469CD8
48
Ary nony niala tamin'ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9EB99FA3-F12D-4F66-84CB-336BCB5BD7E4
49
Ary nitoby teo amoron'i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0EC3470-EC85-47A2-91E6-A9F3465BD115
50
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBC2C990-A9F8-4D68-9386-D5E527AAC804
51
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tafita an'i Jordana ka tonga any amin'ny tany Kanana hianareo,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DAEAB541-48B2-468A-B561-542041F2731F
52
dia horoahinareo ny mponina rehetra amin'ny tany, ary horavanareo ny vato soratany rehetra, ary hosimbanareo ny sarin-javany an-idina rehetra, ary horavanareo ny fitoerana avony rehetra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3FD674C-85CD-4DE1-81AA-1864E7940603
53
dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo hianareo; fa hianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6EB8A2A1-04E6-4903-BF0F-5D4F25798788
54
Ary filokana no hizaranareo ny tany araka ny fokonareo avy: ny maro isa homenareo zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenareo kelikely kokoa; samy ao amin'izay ivoahan'ny filokana ho azy no ho anjarany; araka ny firenen'ny razanareo no hahazoanareo zara-tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6DA037A0-C80A-450C-858F-1293BA2C7EC3
55
Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin'ny tany, dia ho lay amin'ny masonareo sy ho tsilo amin'ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo, ka handrafy anareo eo amin'ny tany izay onenanareo izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CB818762-7859-4072-A52A-3AC36FB52C56
56
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5BD50505-8699-46A1-B2A2-EB30E9A531FB
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany