Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary tamin'ny andro izay nahavitan'i Mosesy ny nananganana ny tabernakely dia nanosotra sy nanamasina azy izy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny alitara sy ny fanaka rehetra momba azy; ary rehefa nanosotra sy nanamasina ireo izy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|28196DDE-B0C3-45DF-8AF5-2DA9F11E8736
2
dia nitondra fanatitra ny lohan'ny firenen'ny Isiraely, dia ny lohan'ny fianakaviana (ireo no lohan'ny firenena, izay nifehy ny voalamina).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E8F2EAE6-EC52-4AD9-AA62-93586FF80C13
3
Ary izy ireo nitondra ny fanatiny teo anatrehan'i Jehovah, dia sariety iray no avy amin'ny lohan'ny firenena roa, ary omby iray avy; dia nitondra ireo teo anoloan'ny tabernakely izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EC76FB36-FECC-4665-8EFD-E15249EF6F88
4
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3C1E3190-C0EC-4B7C-8DD4-FA12B308326D
5
Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3BA592B-BBB4-40C9-8E6E-BFCD573510B5
6
Dia noraisin'i Mosesy ny sariety sy ny omby ka nomeny ny Levita.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E38C86A2-EC3F-4C71-AF7F-622DC1E0BCFC
7
Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an'ny taranak'i Gersona, araka ny fanompoany;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AE32E7CE-5E8E-49A9-868A-5C99ED22F3EE
8
ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany, eo amin'ny fehin'Itamara, zanak'i Arona mpisorona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2355CC34-44E3-4285-8C1B-8FEADA0B90A9
9
Fa ny taranak'i Kehata kosa dia tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no azy, ka eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7C30D669-AACF-46B5-A2A4-9AC3E468A27D
10
Dia ny lohan'ny firenena no nanatitra ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy; koa dia samy nanatitra ny fanatiny teo anoloan'ny alitara izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8DA206D3-9AA1-4A3F-823F-3C6BDD4FA29C
11
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Aoka ny lohan'ny firenena samy hanatitra ny fanatiny amin'ny an-androny avy ho amin'ny fitokanana ny alitara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|961BE428-B810-46D4-9DDA-4D8789C80C8C
12
Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin'ny andro voalohany dia Nasona, zanak'i Aminadaba, avy tamin'ny firenen'i Joda.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B92AD3F3-629C-40FE-8FC9-9B58D882E6EF
13
Ary ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D886497F-A70C-4054-B687-33347DB25153
14
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C33D4CEA-093F-47AF-9AC6-7D941D68B442
15
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D85E940B-871F-4221-8792-8B2CA883BD5B
16
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC453FC9-CCE5-4513-BAEE-0DF8FA090AD2
17
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Nasona, zanak'i Aminadaba.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BE8AB07E-D41D-4EFF-9667-F0AE6241A613
18
Ary tamin'ny andro faharoa dia Netanela, zanak'i Zoara, lohan'ny taranak'Isakara, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FB9AB88F-DA9B-4050-A34B-C4616AE8BD06
19
Nanatitra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|90EA88D3-7F61-42A0-864F-AA07E2728F51
20
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9CF5C574-FB39-403A-A7C5-F9F1D94BD71E
21
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A6BB2244-666A-4754-AD41-18E07B0A0FB3
22
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE8B6D36-6E7F-4468-A7D7-93EF17FBD806
23
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Netanela, zanak'i Zoara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DEC2B093-4C44-448F-B1D7-C83059AE9084
24
Ary tamin'ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak'i Helona, lohan'ny taranak'i Zebolona, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C97B8388-3E86-4886-8ED7-41D2EA118118
25
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3A7DD08-1738-46A1-AD99-A26BEAAF48A0
26
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F983E9C5-EBE5-49A4-87FD-6B0D91EAA752
27
ary vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|031A609F-46BB-401F-8E91-AC53CBEEF1B4
28
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FEE1B744-2B78-462D-AA36-20BD70A27D0C
29
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Eliaba, zanak'i Helona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F123039B-32E8-48F6-85BF-286017DD81B8
30
Ary tamin'ny andro fahefatra dia Elizora, zanak'i Sedeora, lohan'ny taranak'i Robena, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|350A926A-95B1-49A7-9444-EFB8DFF111D8
31
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2029BA85-BF3D-4A58-96EB-D59AB3A033D6
32
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBDC3C01-9193-4610-A8C5-F47D7F88A5C5
33
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9FD4FE9A-B297-4E8B-B767-03F4BF16E6B0
34
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7E06A4F6-25E9-4706-B90A-C01BCCE9B8C9
35
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Elizora, zanak'i Sedeora.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B7D2DCBF-402F-409F-A9CB-8879AE880FE2
36
Ary tamin'ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak'i Zorisaday, lohan'ny taranak'i Simeona, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F79F43AE-37CE-4631-B7B5-85C77A3F5BFD
37
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A9840708-B271-48C1-B592-891822E47420
38
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D8AA54F1-FAAF-4F3D-ADC7-785FE9698807
39
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7EAB2054-72EB-46A2-840A-21F57238122C
40
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F85D5C24-E648-4CD3-9952-551E05EACAE4
41
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Selomiela, zanak'i Zorisaday.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F8CEB2F8-D27B-4BC0-91A2-8AECB6559C0B
42
Ary tamin'ny andro fahenina dia Eliasafa, zanak'i Doela, lohan'ny taranak'i Gada, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F1CF0DB2-59B6-4D5B-B7BF-DB88BD1C7E0E
43
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|21EA15D2-17F8-406B-B259-CF3A735DAC7C
44
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|61D3E766-8ADF-4895-9A29-6FCF92B9AD74
45
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9CC55CC6-118F-47AF-A60F-1E1A467F508F
46
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FE9241F-CD4B-4B80-BC02-FCEC00810264
47
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Eliasafa, zanak'i Doela.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|309F5FD1-39A5-431A-8F81-6E264DA24423
48
Ary tamin'ny andro fahafito dia Elisama, zanak'i Amihoda, lohan'ny taranak'i Efraima, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0E81448F-297D-491D-BEC8-17F067E89AAA
49
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3A5CB84A-160F-413E-B2CD-1CBFE1E0B3C6
50
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|52CFB906-002F-4CB9-99AD-85732D89DF98
51
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|497743A2-3AE1-4116-AA0A-549A9F008CFF
52
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|292477EA-846F-4F5C-A583-892323CACA11
53
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Elisama, zanak'i Amihoda.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2D698CC2-0033-48C9-8E22-8DBFD3108009
54
Ary tamin'ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak'i Pedazora, lohan'ny taranak'i Manase, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E3C91592-FDE7-47B8-A467-8161A0CFBC10
55
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13A311A9-F6EB-4880-8C08-9E2DE7F0ACFC
56
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DFCD6346-EF33-4483-946A-1B3E7B870A7B
57
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|78D9640D-3F2F-4A21-B0A4-1F442BFD90C0
58
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DB3185CF-0351-4AA1-A9AE-80B879AF5009
59
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Gamaliela, zanak'i Pedazora.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBF76CA5-5F44-4AB5-A523-9D9F107AB5EB
60
Ary tamin'ny andro fahasivy dia Abidana, zanak'i Gideony, lohan'ny taranak'i Benjamina, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|28614EFC-3FCA-4D48-A8E5-F71A87CD20F6
61
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E77D1CD0-9045-4300-831C-707A13AFCD44
62
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4DFE8045-5273-47DA-B4C1-833CC779DE18
63
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A1FB54D5-1EF9-4563-BB98-2A5627BFA254
64
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32E9D4AA-E938-4BC4-8BF1-51DCEE9EB936
65
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Abidana, zanak'i Gideony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DF8D97AE-83A1-4F01-AB15-8EF769CCBBC9
66
Ary tamin'ny andro fahafolo Ahiezera, zanak'i Amisaday, lohan'ny taranak'i Dana, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|371E2DB8-D441-4D1B-9C1A-5EFCD0FA29FE
67
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|16FD9136-F6FA-4956-99F7-8DF7DAC5D99D
68
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|10EF045D-20DB-426C-992A-D1C3433DDDEC
69
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C874C8C4-D395-4668-9A3C-3EDBB391D0B7
70
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D9AB9161-7ACC-4CD9-84E9-2687AFCDB07E
71
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Ahiezera, zanak'i Amisaday.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A16EE679-1A2B-4D37-B191-4B298DAFED58
72
Ary tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo dia Pagiela, zanak'i Okrana, lohan'ny taranak'i Asera, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|35B4A4C3-7EDC-4DE9-AD3E-D09547E40756
73
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1ED35D15-6DBB-4AD1-91CE-9FB547577204
74
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0DF1FC01-9FDF-4943-940B-B533D601E52B
75
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E7D70BE-E7BD-4AE0-821D-891EEDDB6E8F
76
osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|18D73574-4CB0-4E5F-872D-8AD5BD65A90E
77
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Pagiela, zanak'i Okrana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A67E6785-FCEF-4FAC-9CB2-92BBEF50B43A
78
Ary tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo dia Ahira, zanak'i Enana, lohan'ny taranak'i Naftaly, no nanatitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D3A1AE8-67E2-434A-A832-5CE40FD65744
79
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D9F16139-6679-4161-9AED-1CB8B730B462
80
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2539B27D-A811-4DBD-8177-04F833671E09
81
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ho fanatitra dorana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0136D523-B773-4701-B977-5A721CA76B5A
82
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|04D9015E-C901-4577-8284-BD1DD34D9C30
83
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona;[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] ireo no fanatitr'i Ahira, zanak'i Enana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|08D4379C-0BEF-45A1-B091-E391B2C6248E
84
Ireo no zavatra naterin'ny lohan'ny Isiraely ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin'ny folo, lovia volafotsy roa ambin'ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin'ny folo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DF85F0B6-C7A0-468F-80FB-7CFB2822A8CA
85
sekely telo-polo amby zato avy no lanjan'ny lovia volafotsy, ary sekely fito-polo avy ny lovia famafazana; ny lanjan'ny volafotsy rehetra tamin'ireo fanaka ireo dia sekely efa-jato amby roa arivo, araka ny sekely masina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8A3B7001-399E-4FD2-A384-614FB5203C36
86
lovia kely volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan'ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64D38EDF-AA17-4678-8F05-992CB937AA86
87
Ny isan'ny biby rehetra izay natao fanatitra dorana dia vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo, ondrilahy roa ambin'ny folo, zanak'ondry roa ambin'ny folo, izay samy iray taona,[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] mbamin'ny fanatitra hohanina momba azy, ary osilahy roa ambin'ny folo ho fanatitra noho ny ota.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2F4F88ED-9FB5-4CEE-ABFB-957225E267BF
88
Ary ny isan'ny biby rehetra izay natao fanati-pihavanana dia vantotr'ombilahy efatra amby roa-polo, ondrilahy enim-polo, osilahy enim-polo, zanak'ondry enim-polo, izay samy iray taona.[Na: hatramin'ny iray taona no ho midina.] Izany no nentiny ho amin'ny fitokanana ny alitara, rehefa voahosotra izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DBFF8FA8-8BB7-47F6-9A18-4F25FE5AD3C0
89
Ary rehefa niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana Mosesy mba hiteny amin'Andriamanitra, dia nandre ny feo miresaka aminy izy avy tao amin'ny rakotra fanaovam-panavotana izay teo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona,[ Dia ny didy folo ] avy eo anelanelan'ny kerobima roa; dia niteny taminy Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|210B6ED4-8432-4213-80E0-EA5EC6827881
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany