Andininy
Protestanta Malagasy
12
Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain'i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin'ny làlany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|80817B03-8C18-47B2-B582-F0F6A815C15C
13
hitandrina ny didin'i Jehovah sy ny lalàny izay andidiany anao anio, mba hahita soa hianao?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|61070941-7910-4D1B-BAA8-0F774536FABB
14
Indro, an'i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra ary ny tany mbamin'izay rehetra eo aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|03C2781B-6040-46A0-ACD4-54AE0BF9C64B
15
Kanefa ny razanao no niraiketan'ny fitiavan'i Jehovah, ka nifidy anareo zanany mandimby azy Izy mihoatra noho ny firenena rehetra, tahaka ny amin'izao anio izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|486CD70C-8B77-4A23-9DEB-7CFAAF0A051C
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany