Andininy Protestanta Malagasy 9 Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy mahatanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EC7429CC-777F-4C35-ADE5-A5BD479993A0
|