Andininy
Protestanta Malagasy
6
Ary nony tonga ny olona tamin'ny niverenan'i Davida avy namono ilay Filistina, dia nivoaka ny vehivavy avy tamin'ny tanànan'ny Isiraely rehetra ka nihira sy nandihy nitsena an'i Saoly mpanjaka tamin'ny ampongatapaka sy ny fifaliana ary ny kipantsona*.[Na: varahina telo zoro]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D1E0C7F9-C00A-4881-B627-3038AD3E72A3
7
Ary ny vehivavy mpandihy dia nihira hoe: Saoly nahafaty arivoarivo; Fa Davida nahafaty alinalina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|29D8B8D6-2FA2-46D3-9C01-87FDB39A5734
8
Dia tezitra indrindra Saoly, fa tsy sitrany izany teny izany, ka hoy izy: Ny an'i Davida nataony alinalina lahy, fa ny ahy kosa nataony arivoarivo ihany; koa ny fanjakana ihany no sisa tsy mbola azony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1DC0D371-5AB0-4BF4-A48B-796CF9D7A7B9
9
Ary Saoly hatramin'izany andro izany dia nangarika an'i Davida.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|458F3B09-897A-451C-AB17-49E1D393BE6F
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany