Andininy
Protestanta Malagasy
10
Ary avy Jehovah, dia nitsangana ka niantso toy ny teo ihany hoe: Ry Samoela, ry Samoela รด! Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0ACA23B-DE58-4C16-8946-62F183DCD02D
11
Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Indro, Izaho hanao zavatra eo amin'ny Isiraely, ka izay rehetra mandre izany, dia hangintsingintsina ny sofiny roa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DB93E7E2-48EA-419B-9A38-241D65B9821B
12
Amin'izany andro izany dia hotanterahiko amin'i Ely izay zavatra rehetra voalazako ny amin'ny taranany: hatomboko izany, ka dia hotanterahiko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0AE4305-5092-4D1A-B319-1F6B96BB2517
13
Fa efa nambarako taminy fa hotsaraiko mandrakizay ny taranany noho ny heloka izay fantany, satria ny zanany nahatonga ozona ho an'ny tenany, nefa tsy nosakanany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|30803E17-64B0-418B-890E-8198CCB625F3
14
Koa izany no nianianako ny amin'ny taranak'i Ely fa tsy hisy fanatitra hahafaka ny helony mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A548B22C-E7E1-4E00-A717-279C1EAC5FB9
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany