ITantara 1: 18-27

Andininy
Protestanta Malagasy
18
Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D8F1ABD3-8A66-41D2-923D-360736026141
19
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega*, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.[Palega = Fizarana]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9871359C-831E-429A-B1D3-82A626851EC6
20
Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D8F8E2A0-4649-4F80-AD2B-B4C39B9A8AAC
21
sy Hadorama sy Ozala sy Dikla
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A7C32180-F5FF-4D8A-A461-0E83160F105B
22
sy Ebala sy Abimaela sy Sheba
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|30032FDC-28B8-4C7D-A308-DBA629A893C6
23
sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DECE4F4E-DEBC-4E1C-BF13-D6BE9D49FC81
24
Sema, Arpaksada, Sela,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B6CBC364-3460-423A-A0CA-A761FB38158C
25
Ebera, Palega, Reo,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|30FF19F7-A9F2-4CFC-A862-3387B1A718DA
26
Seroga, Nahora, Tera,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|083E5135-5222-4EA5-9120-DA9AB9CDBA3F
27
Abrama (dia Abrahama izany).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|41BDFC31-6E1F-422C-A841-40AE588D6D27
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany