Andininy Protestanta Malagasy 1 Ary noho izany rehetra izany dia manao fanekena mafy izahay, ka soratanay izany ary manisy tombo-kase eo aminy ny mpanapaka anay sy ny Levitanay ary ny mpisoronay. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|65FDBEEC-F62B-4D2A-BCEE-11F0F313ACA8 2 Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak'i Hakalia, sy Zedekia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|301B9C51-105D-4834-8A3F-CE29D597E217 3 ary Seraia, Azaria, Jeremia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5878DD23-5E92-4EE6-ABDF-2442D1D6C963 4 Pasora, Amaria, Malkia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B4196825-D242-4667-A6B7-CE09BBAA22CD 5 Hatosy, Sebania, Maloka, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DF0186E5-5191-4CFF-A414-22DB17AF6023 6 Harima, Meremota, Obadia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5CA4985F-BFFB-4854-B060-4DED958216CA 7 Daniela, Ginetona, Baroka, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|47A13AB9-EF6F-4F3A-ACD3-F79319FEC394 8 Mesolama, Abia, Miamina, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|49DCBD54-97E7-4F89-AE62-A05CB11B642C 9 Mazia, Bilgay, Semaia; samy mpisorona ireo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|83A02EE2-08BE-4817-8658-6E481E2CF388 10 Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak'i Azania, Binoy isan'ny zanak'i Henadada, ary Kadmiela; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|56D87025-1265-47BA-82C1-10E0C459482C 11 ary ny rahalahin'ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C2E009EA-D072-428C-9187-597E94C97373 12 Mika, Rehoba, Hasabia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7548946E-0A78-4B4F-9825-3762065A5A0E 13 Zakora, Serebia, Sebania, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0FE79811-B56B-44BF-A243-F52124CDC6BB 14 Hodia, Bany Benino. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F5F16BD6-2013-4C75-A9B6-53E34E6EC716 15 Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|98016BD5-9D94-4994-8832-5685DBDAA15F 16 Bony, Azgada, Bebay, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FEA5DE9-5830-4FF6-9A2A-905B3857E24E 17 Adonia, Bigvay, Adina, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AD5B5320-9945-49E1-A5C5-427829B09888 18 Atera, Hezekia, Azora, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4F475049-BFA1-475C-ADEE-3236770E8E3B 19 Hodia, Hasoma, Bezay, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8BE1A5C0-2764-4249-86DA-295116784850 20 Harifa, Anatota, Nebay, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC3ED91C-DF15-4A3A-BE12-6E926F2B38AD 21 Magpiasy, Mesolama, Hezira, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6A25F2AE-B62C-4FF3-A6F2-259BFCF66080 22 Mesezabela, Zadoka, Jadoa, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E8A77548-5DCB-475B-AAD3-330DA451032E 23 Pelatia, Hanana, Anaia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C7A16E67-6400-4901-B5FF-1C4E0F24D764 24 Hosea, Hanania, Hasoba, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AFE22019-78C2-4E02-A706-2A46098342D7 25 Halohesy, Pila, Sobeka, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6BB74656-83F9-447C-A6BF-F17A2B5438AC 26 Rehoma, Hasabna, Mahaseia, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5BC7C96-FE86-45B1-A5A9-2FD261ACE613 27 Ahia, Hanana, Anana, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F3D76E9E-9815-4052-B49A-D94FE7662EE7 28 Maloka, Harima, Bana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C321833E-6AB7-4B4C-A447-C37942EDFE19 29 Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin'ny tompon-tany hanaraka ny lalàn'Andriamanitra mbamin'ny vadin'ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3D93D5B5-024A-4EA7-98C1-C979C01B9D1D 30 dia samy nikambana tsara tamin'ny andriandahy rahalahiny ka niozona sy nianiana hanaraka ny lalan'Andriamanitra, izay nampilazaina an'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, ary hitandrina sy hankatô ny didy rehetra izay nataon'i Jehovah Tompontsika mbamin'ny fitsipika sy ny lalàny; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CDDCA92F-7B71-433C-B5C9-104486FC9EF7 31 ary tsy hanome ny zananivavy ho vadin'ny tompon-tany, na haka ny zananivavy ho vadin'ny zanakai-lahy; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32848FDD-959E-4AE8-B2D1-40A9F3615501 32 tsy hividy zavatra amin'ny andro Sabata, na amin'izay andro masina, raha misy entana na vary entin'ny tompon-tany hamidy amin'ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin'ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4DF48EB1-9812-4557-BAE7-13E0D01A8F81 33 Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon-tsekely isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon'Andriamanitsika: qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|38061F3E-E9FA-4293-B8A5-77D2CFA5647F 34 dia ho amin'ny mofo aseho sy ny fanatitra hohanina mandrakariva sy ny fanatitra dorana mandrakariva, ary ho amin'ny Sabata sy ny voaloham-bolana sy ny fotoam-pivavahana, ary ho amin'ny zava-masina sy ny fanatitra noho ny ota hanaovana fanavotana ho an'ny Isiraely, dia hanaovana ny raharaha rehetra momba ny tranon'Andriamanitsika. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9812C910-3C30-47EE-9E2C-73D523E7F31B 35 Ary nanao filokana izahay ny amin'ny hanateran'ny mpisorona sy ny Levita sy ny olona ny kitay hazo, hitondranay azy ho ao an-tranon'Andriamanitra araka ny fianakavianay avy amin'ny fotoan'andro isan-taona, handoroana eo ambonin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitsika araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D109261-D9A6-4D45-84B2-B1C381E44AAE 36 ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao an-tranon'i Jehovah isan-taona isan-taona; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6D830DD1-D2A6-44B3-ACC4-F034338392EF 37 ary ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny ombinay sy ny ondry aman'osinay dia nekenay hohentina ho an-tranon'i Jehovah Andriamanitsika, ho an'ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ao an-tranon'Andriamanitsika; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DDB9100D-987F-4430-9813-4428BC81C6E7 38 ary mba hitondranay ho an'ny mpisorona koa ny voalohan'ny kobanay voafetafeta sy ny fanatitra asandratray sy ny voaloham-bokatry ny hazo rehetra sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho amin'ny efi-trano ao an-tranon'Andriamanitsika, ary ny ampahafolon'ny vokatry ny taninay ho an'ny Levita; fa ny Levita no mpandray ny fahafolon-karena eny an-tanàna rehetra akaikin'ny fambolenay. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5805B3E3-F4FA-4563-A0B4-15B9C37E0DC1 39 Ary hisy mpisorona anankiray, taranak'i Arona, hiaraka amin'ny Levita, raha mandray ny fahafolon-karena izy; ary ny ampahafolon'ny fahafolon-karena dia ho entin'ny Levita miakatra ho ao an-tranon'Andriamanitsika, ho ao amin'ny efi-trano ao an-trano fitehirizan-drakitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3A2D647-F5E8-4A7F-8548-60D34126221D 40 Fa ho ao amin'ireo efi-trano ireo no hitondran'ny Zanak'Isiraely sy ny Levita ny fanatitra asandratra, dia vary sy ranom-boaloboka ary diloilo, dia ho ao amin'ilay itoeran'ny fanaky ny fitoerana masina sy ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana sy ny mpiandry varavarana ary ny mpihira; ary tsy hahafoy ny tranon'Andriamanitsika izahay. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B1E42A54-8411-4E18-993B-85696EF1B63E
|