Andininy Protestanta Malagasy 43 Dia namono zavatra betsaka hatao fanatitra tamin'izany andro izany izy sady nifaly, fa Andriamanitra nampifaly azy indrindra; ary ny vadiny aman-janany nifaly koa; ka dia re lavitra ny fifaliana tany Jerosalema. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5735751A-929C-4195-A36E-F1EA90BFC956
|