Andininy Protestanta Malagasy 1 Ary tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'izany volana izany dia niangona ny Zanak'Isiraely, sady nifady hanina no samy nitafy lamba fisaonana sy nihosin-tany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8E163E31-D574-40FF-BAE3-93ED7581B127 2 Dia niavaka tamin'ny olona hafa firenena rehetra ny taranak'Isiraely ary nitsangana ka niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|49847718-2EA1-4EFC-84D2-CC38D0C02A0C 3 Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany avy izy, dia namaky ny teny tao amin'ny bokin'ny lalàn'i Jehovah Andriamaniny tamin'ny ampahefatry ny andro; ary tamin'ny ampahefatry ny andro koa dia nitsotra sy niankohoka teo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|36FE363A-9F23-4E28-90C7-0811DA487010
|