Andininy
Protestanta Malagasy
7
Ary izy nitaiza an'i Hadasa (Estera izany), zanakavavin'ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; Ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, Ary noraisin'i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|973020BB-9A37-428F-8356-1B0001885AFC
8
Koa nony re ny tenin'ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho amin'ny fehin'i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon'ny mpanjaka koa Estera ho amin'ny fehin'i Hegay, mpifehy ny vehivavy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|62153D59-4A18-4152-ACBA-2D43CECFBEA0
9
Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny Ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon'ny mpanjaka; Ary nafindrany ho ao amin'ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C48E767E-9A97-4C43-9AB3-A2792671847D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany