Andininy
Protestanta Malagasy
2
Ary hoy indray ny mpanjaka tamin'i Estera teo am-pisotroan-divay tamin'ny andro faharoa: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin'ny mpanjaka ? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao ? Fa na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|34F97A60-C7D0-45F9-B40C-00596ACA6D97
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany