Joba 1: 2-3

Andininy
Protestanta Malagasy
2
Ary niteraka fito lahy sy vavy telo izy.
3
Ary ny fananany dia ondry aman-osy fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo sy borikivavy diman-jato ary mpanompo maro be; ka dia nanan-karena be mihoatra noho ny zanaky ny atsinanana rehetra izany lehilahy izany.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany