Joba 1: 4-5

Andininy
Protestanta Malagasy
4
Ary fanaon'ny zanani-lahy ny nandeha sy nanao fanasana isaky ny an-androny avy isan-tranony; dia naniraka naka ny anabaviny telo mirahavavy izy hiara-mihinana sy misotro aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|85120CAC-921C-4883-986F-9D0EC6298BE5
5
Ary isaky ny tapitra nitsingerina ireo andro fanasana ireo, dia naniraka Joba ka nanamasina ireny, ary nifoha maraina koa izy ka nanatitra fanatitra dorana araka ny isan'izy rehetra; fa hoy Joba: Fandrao efa nanota ny zanako ka nandà an'Andriamanitra tao ampony. Izany no nataon'i Joba mandrakariva.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D58FA9E5-A071-4AA0-9789-B28D12FF7563
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany