Andininy
Protestanta Malagasy
1
DIA namaly Joba ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E56FCA58-D7DA-4230-B05D-1890EE6DA810
2
Marina ary fa hianareo ihany tokoa no olombelona! Ary hiara-maty aminareo ny fahendrena!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|92140A82-2DB9-4A60-86BF-B1B24C6A0A10
3
Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho hianareo aho; Fa iza moa no tsy mahalala izay zavatra toy izany?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2C969824-E54F-4C0C-A631-E207238D22EB
4
Tonga fihomehezan'ny sakaizako aho, Dia izaho izay niantso an'Andriamanitra ka novaliany; Eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|08ABBB2C-49E8-48EE-889A-90BE09F482C7
5
Endrehin-datsa ny ozoim-pahoriana, raha araka ny hevitry ny miadana, Eny, vonona ho amin'izay efa mangozohozo ny latsa. [Na: Fanilo milopilopy ny ozoim-pahoriana, raha araka ny hevitry ny miadana, Ka tandrifiny ho an'izay efa ho tafintohina ihany.]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3A14B63-25F8-4D09-9DB6-6C69BE43BF81
6
Mandry fahizay ny lain'ny mpitohatoha, Ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an'Andriamanitra, Dia izay mitondra ny herin'ny tànany ho andriamaniny
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CCC292C4-4CB6-4AE0-B834-B1EFBCCD5414
7
Kanefa anontanio ange ny biby, fa hampianatra anao izy, Ary ny voro-manidina, fa hanambara aminao izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|197C3EAF-1FE8-4134-B37C-FCB280069E09
8
Ary makà saina [Na: Amin'ny hazo madinika.] amin'ny tany, dia hampianatra anao izy. Ary ny hazandrano any an-dranomasina hampahalala anao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AF750B41-EA30-4881-9436-0001D907E4DD
9
Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, [Na: Iza amin'ireny rehetra ireny no tsy mahalala.] Fa ny nanao izany dia ny tànan'i Jehovah,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|06A66A5B-15EA-4A20-B7A2-0FF7C162B4C8
10
Izay mitana ny ain'ny zava-manan-aina rehetra Sy ny fofonain'ny olombelona rehetra?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC5FF5B2-E67B-479E-924F-DD698EC17DD5
11
Moa tsy ny sofina va no mamantatra ny teny? Ary tsy ny vava va no manandrana ny hanina?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|43D59C3B-E83E-4D7C-93AC-FA0D56CD4AC6
12
Ao amin'ny fotsy volo ny fahendrena, Ary ny fahela-velona no ahazoam-pahalalana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|92D6143C-A604-41B1-B051-C9FC6F1C9037
13
Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery; Izy no manana hevitra sy fahalalana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0D8BBA5F-EE3C-4AE8-81FE-9CD93308290B
14
Indro, mandrava Izy, ka tsy hatsangana intsony; Manidy ny olona Izy, ka tsy hovohana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|662BB557-2E75-42B6-870E-C9A457F8E0C6
15
Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; Ary alefany indray ka mahasimba ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9E53572-39C2-495D-B361-95C2C631F4C4
16
Izy no manana hery sy tena fahendrena; Samy eo an-tànany avokoa ny voafitaka sy ny mpamitaka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|69530598-B700-4C2A-A807-61748235601F
17
Alàny voninahitra ny mpanolo-tsaina, dia entiny, Ary asehony ny fahadalan'ny mpitsara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F3EA3D31-94DC-47AF-B361-35F440F479B6
18
Vahàny ny fifehezan'ny mpanjaka, Ka feheziny mahazaka ny valahany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C07EFD90-B538-48AB-BF53-00EED7E4BBA0
19
Alàny voninahitra ny mpisorona, dia entiny, Ary ny mafy orina ela dia ravany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3752109F-1731-4FA3-AF4B-431F6E24D543
20
Koroiny ny laha-tenin'ny mahay, Ary ny fahazavan-tsain'ny anti-panahy dia esoriny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64B92D2F-59EB-4F28-AB12-BEE0B48C251A
21
Mandatsaka fanamavoana amin'ny andriandahy Izy, Ary ketrahiny ny fehin-kibon'ny matanjaka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A08AE6DF-369D-460F-8C54-9322FB61E1C4
22
Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina Ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin'ny mazava.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|33D1709B-EA8E-45D9-84F1-5274EBCD78DD
23
Mahalehibe ny firenena Izy, nefa mandringana azy koa; Mampihahaka ny firenena Izy, nefa mitondra azy hody indray.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|82D0DC17-0E7F-4CB7-9ACF-7230B0DAECBE
24
Mahavery saina ny loholona amin'ny tany Izy Ary mampirenireny azy any an-efitra tsy misy làlana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B1F16706-2913-4898-BF4E-86F9F713384A
25
Mitsapatsapa amin'ny maizina tsy misy mavaza ireo; Ary mampivembena azy tahaka ny olona mamo Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE9DCA0D-9E7E-49F3-A310-1866A0FC6331
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany