Andininy
Protestanta Malagasy
7
Kanefa anontanio ange ny biby, fa hampianatra anao izy, Ary ny voro-manidina, fa hanambara aminao izy;
8
Ary makà saina [Na: Amin'ny hazo madinika.] amin'ny tany, dia hampianatra anao izy. Ary ny hazandrano any an-dranomasina hampahalala anao.
9
Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, [Na: Iza amin'ireny rehetra ireny no tsy mahalala.] Fa ny nanao izany dia ny tànan'i Jehovah,
10
Izay mitana ny ain'ny zava-manan-aina rehetra Sy ny fofonain'ny olombelona rehetra?
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany