Andininy Protestanta Malagasy 1 DIA namaly Bildada Sohita ka nanao hoe: qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|710A1F1F-3E0B-4EB7-87C8-7C5DD714CDFB 2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, Manao fihavanana any amin'ny avo Izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2FCD030A-6513-4D2A-8793-FA912E26B8C5 3 Azo isaina va ny miaiamilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy? [Na: Amin'iza no tsy iposahan'ny fahazavany?] qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E1A7723-D6DA-40A6-87A4-B295FB5F13C3 4 Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5E9A67CC-8189-4074-B647-954FDF3F9B0E 5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, Ary ny kintana aza tsy madio eo imasony; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05CFCAD7-0220-41BF-AC1F-1D27C0913359 6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, Ary ny zanak'olombelona, izay olitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|04FB39C9-CE47-46C6-A549-BF15771B9B95
|