Joba 3: 1-26

Andininy
Protestanta Malagasy
1
REHEFA afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|61BD526F-7299-4B16-91B6-32D2D6EC267E
2
nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05B4326C-417E-4944-9E8D-50BE227D4D54
3
Foàna anie ny andro nahaterahako Sy ny alina izay nanao hoe: Misy zazalahy vao.torontoronina!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E226AA03-5C96-413F-8837-2FE27DE76438
4
Izany andro izany - dia aoka ho maizina, Ary aoka tsy hitady azy Andriamanitra any ambony; Ary aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|95E34B37-484A-4433-ACB3-C792FC6B9948
5
Aoka ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana hahalasa azy indray; [Na: handoto azy.] Aoka ny rahona hitatao eo amboniny; Aoka izay zavatra mahamaizina ny andro hampahatsiravina azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EF8DD52C-CB26-4FC3-B27E-719BE010F2CA
6
Izany alina izany - aoka ny aizim-pito hisambotra azy; Aoka tsy hiara-mifaly amin'ny andron'ny taona izy, Ary tsy ho tonga amin'ny isan'ny volana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE7AD760-05F0-4963-94AB-14113F5FBFD2
7
Indro izany alina izany - aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EC1E5644-3CCF-4241-AA83-A8F9555AE423
8
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|34B49E39-C783-45CC-98EB-81F0A6D85249
9
Aoka ho maizina ny kintan'ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, Ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason'ny maraina izy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|41648029-D2F1-4A06-A965-364D4E02A526
10
Satria tsy nanidy ny varavaran'ny kibon'ineny izy Ka tsy nanafina fahoriana tamin'ny masoko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ED4D753E-974F-43B0-B07B-A8D5D87A7B5F
11
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, Ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1B3DFAE5-2C32-49DE-9D45-E0A22FD50172
12
Nahoana no nisy lohalika niandry ahy? Ary nahoana no nisy nono hinonoako?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F4D521F0-3799-4E73-AF44-BF83FB451A61
13
Fa raha tsy izany, dia efa nandry aho toy izay ka niadana, Eny, natory. aho ka afa-tsasatra,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4D7EDE2F-757D-4A96-93B8-42CE3BA10BD8
14
Teo amin'ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina avy amin'ny tany, Izay nanao [Na: nanamboatra.] ireny tanàna efa rava,[Na: fasana lehibe.]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9CA09AD4-683A-428F-AEA4-C61E7525E7FC
15
Na teo amin'ny andriandahy izay manana volamena Sady mameno volafotsy ny tranony;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|884BE872-D0E8-44D9-AFF0-6F7F4E056D70
16
Na efa tsy ary toy ny zaza tsy tonga volana aho ka nafenina, Dia toy ny zaza izay tsy nahita ny mazava akory.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9107FE94-C6E5-4BE1-BBF0-B3623B05F7F2
17
Any no itsaharan'ny ratsy fanahy tsy hampitebiteby, Ary any ny reraka no afa-tsasatra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E748B07A-769E-4422-B984-2A0630B2BD7E
18
Miara-miadana avokoa ny mpifatotra; Tsy mandre ny feon'ny mpampiasa izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D0F36857-497E-4443-BD98-0E94FAE0B2F9
19
Samy any ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo dia afaka amin'ny tompony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1E939F4B-24BC-46CA-9CAA-14FA7841EAB8
20
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka. Ary fiainana ho an'izay latsaka amin'ny fangidiana?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0509A0F1-BCB4-4C57-9FBB-9FC6908525EC
21
Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, Sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A694D375-78F6-4A00-9434-1E37CE175521
22
Izay faly indrindra Sady ravoravo, raha mahita ny fasana,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B0B3536E-156C-433C-B8B9-428863EFAD33
23
Dia olona izay mandeha ao amin'ny maizina Sady voafefin'Andriamanitra manodidina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0DD0E182-E5DD-411C-A8B9-BA419BB00614
24
Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, Ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FC9BCA69-2292-45E0-99DC-C14E2A5C95B3
25
Fa izay atahorako no mahazo ahy, Ary izay angovitako no manjo ahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1991F383-FE7C-483D-A610-6991CF3F2336
26
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakana aina akory aza aho, Dia tonga indray ny tebiteby.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|73F2C6CC-7151-4489-BC7B-6038CA71E510
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany