Andininy
Protestanta Malagasy
1
Salamo nataon'i Davida. Izao no lazain'i Jehovah amin'ny Tompoko: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D4D69AAB-4A90-4566-AB71-F78BB820D0A4
2
Ny tehin'ny herinao Havoak'i Jehovah avy ao Ziona; Manapaha eo amin'ny fahavalonao Hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8124576A-DEEA-4F26-8F10-09FF9895E8EF
3
Ny olonao dia mazoto manolo-tena amin'ny andro anafihanao*; Amin'ny fihaingoana masina, tahaka ny ando ateraky ny maraina ho Anao ny zatovonao.[Na: andron'ny herinao]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C6001BEF-CB2B-40AB-A27D-0E7F0DA1FC53
4
Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|88E002EF-FA7D-49C4-A818-78FFA55F7235
5
Ny Tompo eo an-kavananao Dia handripaka ny mpanjaka maro amin'ny andron'ny fahatezerany
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|82D57EAD-AFE9-4319-8538-A5D98275FA51
6
Hitsara any amin'ny jentilisa Izy ka hampiampatrampatra faty any; Handripaka loholona* any amin'ny tany malalaka Izy.[Heb. loha]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4EF627E6-BF69-469E-A3C0-76047734ED7B
7
Hisotro amin'ny ony any an-dalana Izy, Ka izany no hitrakan'ny lohany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A3349D2-158D-4BF4-94DA-E071148DBEFE
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany