Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Jehovah no nitarainako tamin'ny fahoriako dia namaly ahy Izy,[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|11820D05-3DEB-4F07-A192-2C2EDFD39AA4
2
Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin'ny molotra mandainga, Eny, amin'ny lela mamitaka
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DA2A848A-5B4C-4140-AB19-C019CCD8188F
3
Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DD7F63C7-BD70-4001-81B8-CAA01EABB8DD
4
Zana-tsipìkan'ny mahery sady voaranitra, Mbamin'ny vain'afon'anjavidy*.[Izahao 1 Mpan. xix. 4]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AFE86EF7-355F-46D3-93EE-CF277ECFA8F6
5
Lozako, fa mivahiny eto amin'ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain'ny Kedarita!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|14CA2D62-5EA0-42D0-A9B2-302B56738EAC
6
Ela loatra izay no nitoeran'ny fanahiko teo amin'Izay tsy tia fihavanana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|361635D8-2C56-4E51-8923-4632A0A35909
7
Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3BF06C76-693D-401E-82EB-DA5C2FCD0F16
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany