Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Aminao no anandratako ny masoko, Ry Mpitoetra any an-danitra ô.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F9F63B0D-4BF1-4312-9E29-7D2445C4E641
2
Indro, toy ny fijerin'ny ankizilahy Ny tanan'ny tompolahiny, Ary toy ny fijerin'ny ankizivavy Ny tanan'ny tompovaviny, No fijerintsika an'i Jehovah Andriamanitsika, Mandra-pamindra fony amintsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|545CBF12-21F0-407E-9BC5-8F64B573D314
3
Mamindrà fo aminay, Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A17EED1-3962-44D4-9313-494533064755
4
Eny, tototry ny famingavingan'ny miadana ny fanahinay, Sy tototry ny fanamavoan'ny mpiavonavona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D7C4830D-D567-433B-B5DE-594F44F9315E
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany