Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora, Eny, aoka hataon'ny Isiraely hoe: [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0C028608-0F63-42F2-A0F4-D71C3D552D27
2
Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora; Nefa tsy naharesy ahy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2AA0FC1A-DB2A-4FC0-87DE-F6E4A2C5E7A0
3
Ny mpiasa dia niasa ny lamosiko; Efa nanalava ny vavasany izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D7ACEF4-82E5-40EF-9664-1BF3A4D8367E
4
Marina Jehovah: Efa nanapaka ny famatorana nataon'ny ratsy fanahy Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E2709656-2460-4814-AF40-A00BDBF81CCB
5
Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an'i Ziona
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FA4074AF-9088-466C-AFB1-959F5AD8A5AA
6
Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6143F594-DE2A-4184-98A2-43ED11C14E82
7
Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin'izany;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A87E5877-DB81-4A62-978D-9F0B68EF7C23
8
Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran'i Jehovah no itsofanay rano anareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C08D312A-0200-4BED-8ED4-77C5A117AC0E
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany