Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Andeha, misaora an'i Jehovah**, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[*Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga][**Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|48CCEF04-6176-49CF-AD44-E9FAB0F82328
2
Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina*, Ka misaora an'i Jehovah.[Na: amin'ny fahamasinana]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3B66A191-A359-4C15-8233-811AC445861C
3
Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BAFA38E3-7E14-4623-A750-CE9A4FB6DE67
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany