Andininy
Protestanta Malagasy
1
Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin'ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C616949C-C7EF-41F1-86FA-C2E28EBC912D
2
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05B7A03A-DF03-4392-99CB-64F09742E19D
3
Tsy manendrikendrika amin'ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1F1675DE-8DE7-4756-92B0-2E97B1D4DF33
4
Tsy manaja ny ratsy fanahy*, fa manome voninahitra ny matahotra an'i Jehovah; tsy mivadika amin'ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza, [Heb: Ny lavina. Na: Izay mietry sy maniva tena]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AA208614-85E5-45FA-BCDA-CBD7CBECB207
5
Sady tsy mampihana ny volany, na mandray kolikoly hanameloka ny marina, izay mitandrina izany dia tsy mba hangozohozo mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8C553D44-96F6-4C58-B1D2-D424188BFBB3
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany