Andininy Protestanta Malagasy 3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan'ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|94DC43AF-DE48-42D7-A7AD-7AB81BE9FA3C 4 Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|96C63C2C-3B14-4F8F-A33F-62D8CE3BB6A9 5 Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|37A33508-77C7-4AFD-9F7F-BCCEA5A9FC88 6 Efa nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin'ny tongony, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|88AABF7B-D33B-402C-9049-FF985AAE002C 7 Dia ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4201F6BD-F2E5-4C15-9B0B-624311620F47 8 Mbamin'ny voro-manidina sy ny hazandrano any an-dranomasina,izay mandeha amin'ny lalan-dranomasina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F1747DF2-5858-4F41-979B-A9FD28997A71
|