Andininy Protestanta Malagasy 7 Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9CBED03-51D0-4AB1-BBC9-1A5D40E9BDEF 8 Ary Izy hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, eny hitsara ny firenena amin'ny fahitsiana Izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|038BDDC9-01BA-4885-8E70-7B12A6ABA2CF 9 Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra, ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BEC02201-2706-4930-867C-C09AA9200F37
|