Andininy
Protestanta Malagasy
1
Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F5D0B623-E129-46F6-9080-F334989CD494
2
Ny fampitahoran'ny mpanjaka dia toy ny fieron'ny liona tanora; Izay mampahatezitra azy dia mankahĂ -doza hihatra amin'ny ainy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3BC6F2A3-76B2-4433-80E6-3A8293F36E08
3
Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; Fa ny adala rehetra kosa misafoaka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9EC1C4E9-F701-4556-94B9-21BF1AD59161
4
Ny malaina tsy mety miasa amin'ny ririnina, [Na: noho ny ririnina; na: noho ny haben'ny vokatra.] Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E9379F9-180B-463D-B181-96080A350322
5
Rano lalina ny hevitra ao am-pon'ny olona; Fa izay manan-tsaina dia mahay manovo azy ihany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3777F62A-B955-43A0-A9CB-C68B3D1C0634
6
Maro ny olona samy midera ny soa ataon'ny tenany avy; Fa izay olo-mahatoky, iza moa no mahita azy?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|057C38B5-A2AE-42BC-B478-E3F44762129D
7
Izay olona marina mandeha amin'ny fahitsiany Sambatra ny zanany mandimby azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|407B5A3D-9636-4AE3-92F9-5D8889437A6D
8
Mipetraka eo amin'ny seza fitsarana ny mpanjaka, Ka mikororoka manaisotra ny ratsy rehetra ny masony-.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7E847E3D-05F1-4C3B-BCFE-0B21830987A5
9
Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho Ka madio tsy manana ota?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A67DC5BA-DAEB-4C67-8814-82CA0DF92FD9
10
Ny vato mizana samy hafa sy ny vata famarana samy hafa Dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1A3F5A63-5698-411D-9DEA-309B8FF931FD
11
Na dia ny zaza aza dia mampiseho amin'ny fanaony Na madio sy mahitsy ny fitondrantenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D80723F0-7F31-4177-94A9-6F5A9EDFD7E6
12
Ny sofina mandre sy ny maso mahita Dia samy nataon'i Jehovah avokoa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|65A724B6-FDFD-4578-91F8-FA1D92258E89
13
Aza tia torimaso hianao, fandrao tonga malahelo; Ahirato ny masonao, dia ho voky hanina hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CC421ECC-648B-44A8-9672-38E098B3F7D1
14
Ratsy! ratsy! hoy ny mpividy; Kanjo nony lasa izy, dia mandoka tena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B7A3E73D-27B5-4E67-BF2D-460A33644BBC
15
Ao ihany ny volamena sy ny voahangy [Na: perla.] betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F41B2487-9A75-4494-B875-BFFF5AA12F20
16
Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon'ny vahiny [Na: vahiny janga.] niantohany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0F6DE9A9-CC24-4D75-84D5-D014ABA29EEF
17
Mamin'ny olona ny hanina azo amin'ny fitaka; Kanjo ho feno fasika ny vavany any am-parany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3B39CF0-AB20-4479-A281-6A9716FBD788
18
Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|19405351-25F7-4698-92B4-0EAE6CE14689
19
Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina, Koa aza miraharaha amin'izay mibedibedy foana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C53BDD75-BCB8-4D90-98C1-0A83E4A5462E
20
Izay manozona ny rainy na ny reniny, Dia ho faty ao amin'ny alim-pito ny jirony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1EDD1AC1-081D-4B7C-B8A7-D046E1B26DFA
21
Ny harena malaky azo foana [Na: mahamahimahina] eo am-boalohany Dia tsy hotahina any am-parany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|12BD625C-0173-4D97-AF73-8858019CC1AC
22
Aza manao hoe: Hamaly ny ratsy nataony aho; Fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8D82DC7D-4456-4D97-9E59-209804C6BC4E
23
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny vato samy hafa, Ary ny mizana mandainga dia tsy tsara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E550E12C-0530-4AF1-B586-0DA40D7E39B9
24
Avy amin'i Jehovah ny dian'ny olona, Ary hataon'izay olombelona ahoana no hahafantatra ny lĂ lany?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8AEF3109-BAC3-43DB-BC34-A8E68AC4716C
25
Fandrika amin'ny olona ny malaky manao hoe: Zavatra masina ity; Ka nony vita ny voady, vao mamototra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B4673C81-4A9F-4185-BEA3-0A8C4A3B07CE
26
Ny mpanjaka hendry mikororoka manaisotra ny ratsy fanahy Sady mitarika ny kodia fivelezana eo amboniny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8970340A-2F64-418E-9AB9-6BDF5BA6AB73
27
Jiron'i Jehovah ny fanahin'ny olona, Itsilovana ny efitrefitra rehetra ao am-po.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|69C24442-0423-4D63-8EB5-30A1425CC61F
28
Famindrampo sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka, Ary ampitoeriny amin'ny famindrampo ny seza fiandrianany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0EEBA280-9921-4DB0-B3C3-33A195994565
29
Voninahitry ny zatovo ny fahatanjahany, Ary ravaky ny anti-panahy ny volo fotsy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D490CEA-7D69-4612-9199-2D7B28B769E5
30
Ny fampangirifiriana [Heb. ratra avy amin'ny kapoka.] dia mahafaka ny faharatsiana, Ary ny kapoka mahadio ny efitrefitra ao an-kibo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BA206373-11A8-43FA-9C9F-306FA609D18D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany