Andininy
Protestanta Malagasy
23
Fantaro tsara ny tarehin'ny ondry aman-osinao, Ary miahia tsara ny andian'ny bibinao;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8CB89D2D-DE76-4101-8CFC-C1F6E18C8610
24
Fa ny harena tsy ho mandrakizay; Ary moa haharitra ho amin'ny taranaka rehetra va ny satroboninahitra?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D573FF1F-F9A8-4061-984C-24316202BF43
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany