Andininy Protestanta Malagasy 6 Mandehana any amin'ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre; 7 Tsy manana komandy ireny, Na mpifehy, na mpanapaka, 8 Nefa mamory ny haniny raha fahavaratra izy, Ary manangona ny fihinany amin'ny fararano.
|